|
|
|
|

Teny iditra1 apetraka hisotro ronono
Singan-teny  2apetraka, 3misotro, 4ro, 5nono
Sokajin-teny  6 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7ilazana ireo mpiasa (indrindra ny mpiasam-panjakana) nahavita ny fe-potoana ilaina ka tsy miasa intsony, nefa mandray vola noho ny taona maro niasany. [1.1]
Tovy hevitra  8misotro ronono

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11